PHBM


Ny Tetikasa Fampandrosoana ny lemaka ambonin'ny Mandrare (1996-2008)

Nahomby tokoa ity tetikasa fampandrosoana tany atsimon'ny Madagasikara ity, izay indrindra no ho tantarain'ireto horonan-tsary ireto. Nanomboka tamin'ny 1996 ka hatramin'ny 2008 dia tsy nitsahatra nanohana ny firoboroboan'ny famokarana, ny fitantanana ifotony ary ny rafitra rehetra nilaina teo anivony faritra nisiany. Mampiaiky tokoa ny zava-bita. Herintaona taty aorian'ny fitsaharany dia mbola hita miroborobo ny toe-karena. Koa tsara atao modely ho an'ny fampandrosoan'ny tontolo ambanivohitra any amin'ny faritra hafa ity tetikasa faobe ity, eny na any ankoatra aza.

English Version

Version Française